• Zeze Razafimanana

    Zeze Razafimanana no anarana nosafidiko amin'ny maha-mpanoratra ahy, fa ny tena anarako dia, ANDRIATSIZAKAINA Maichel Franzzel. Zeze no fiantsoana ahy, izay avy amin'ny anarako hoe: Franzzel,ary ny hoe Razafimanana dia anaran'i Dadabenay.

    Mpanoratra ihany koa io Raibeko io saingy tsy dia fantatr'olona loatra. Tao Fianarantsoa aho no teraka ny 12 septambra 1980. Comptable no asako, ny kajy no fivelomako fa tsy manakana ahy tsy hanoratra sy hizara izay voasoratro izany asako izany.

    Raha te hifandray amiko ianao dia Zeze Razafimanana no adiresiko ao amin'ny facebook ary zezerazafimanana@yahoo.fr kosa ny adirey Mailaka.

    Ankafiziko ny manoratra tononkalo no sady efa lovako ihany koa izany!!

     

    Taratasy fanoloran-tena nosoratan'i Zeze Razafimanana

    « Mihasimba ny tontolo !FIHAVANANA SANDOKA »

  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :