• TSY...

    Tsy naha-soratra ny tanako
    Na ady rima fohy
    Ho entina manjohy
    Ity takariva kanto
    Aleo aho, hiaina ny hasambarako!
     
     
    Ny volana efa takatro
    Lalaoviko eto antanako
    Lokoiko menamena
    Ampiako fotsy kely
    Lafatra ny androaniko
    Ka hatramin'ny tokotaniko
    Dorehitra jerena
     
    Tsy maha-soratra aho
    Fa fotsiny sonia; 
    napetrako ho tantara 
    Ny fo mifankatia
    Tsy afaka ravana
     
    « ANKAMANTATRATEO ANTANINARENINA »

  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :