• Tag tononkalo

    Résultats pour la recherche du tag tononkalo :
  •                  Redirevon'ny mpanohan-danitra tsy hilatsaka ny anao ka omby tsy mifatotra no kopahan-damba mena, dia hanantena ianao fa hitehaka izahay, hirehaka sy hihoraka hoe ianao mahay.                Diso tsy tanteraka fa tsy nahy, dia ny ahiahin'ny tsy ho...

    Lire la suite...

  • am-panahy manoa fa misy, an-tsain-tsy mandà ny eo, tontolo mifanosona ho rary rary mety ifanitsahana sy ifanozonana Antenaina isan-tsegondra ny fanajana dia ny fanajana ny anjara masoandro fa moa na amin'ny alina aza tsy hitady hazavana? Saingy, ataon'ny fitia te-hitroatra ahoana no mbola...

    Lire la suite...