-
Par Parfait Partout dans Tontoloko tononkalo le 9 Octobre 2012 à 14:06am-panahy manoa fa misy, an-tsain-tsy mandà ny eo, tontolo mifanosona ho rary rary mety ifanitsahana sy ifanozonana Antenaina isan-tsegondra ny fanajana dia ny fanajana ny anjara masoandro fa moa na amin'ny alina aza tsy hitady hazavana? Saingy, ataon'ny fitia te-hitroatra ahoana no mbola...
-
Par Parfait Partout dans Accueil le 17 Septembre 2012 à 13:23...Malgache no hitantana anao indray hiaina ao anivon’ilay Tontolo tena Anao. Teraky ny fitiavana ny kolontsaina Malagasy ny Instant Malgache. Fikatrohana miaraka amin’ireo sakaiza mpivoy kolontsaina hanangona ny rakitry ny ela no tanjony. Hoy indrindra ilay fitenenana noforonin’ilay...