• Sedram-pitia

    Andram-piainana nodiavina ,

    Tan-tontolon'ny Fitiavana

    Fijaliana sy tomany

    onjam-piainan'ity tany

    Fa nahoana ny fitiavana no ambara fa hoe tsara

    No mitondra sento lava ngidy fara

    Fa nahoana no misento raha ny fo efa tia

    ka niventy voady mamy fa haharitra ho doria

    dia nirona an-hebakebany

    tsy naharitra ny rivotra nianjera

    zany andry niankinan'ilay voady ka nihodivitra 

     

    Aingam-panahy Feon'ny Saina

    « I miss youAingam-panahy Feon'ny Saina »

  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :