• SAROBIDY

    Mitantana ahy ny tanany
    Ny lalako ho lalany
    Zava-tsarobidiko
    Fitia tsy ho voavidiko
     
    Volamena soa 
    Tsy manam-paharoa
    Mamy toa tantely
    Tsy foiko velvely
     
    Atolotro ny ananako 
    Ny zanany ho zanako
    Roa fa lasa iray
    Fitia mandrakizay
     
    « TEO ANTANINARENINAHO INONA »

  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :