• RaAnRaMa

    Faly miarahaba antsika rehetra mitsidika ity tranonkalan’ny Instant Malagasy ity nytenako, RANDRIANJAFY ANDRIANAVALONJAKA Rajomahery no anarako  ary RaAnRaMa no solon’anarana entiko amin’ny fanoratana, anarako ihany no nafohezina satria io no napetraky ny mpampianatra ahy tany am-pianarana ary notazoniko. Tonga teto an-tany aho ny 29 septambra 1993 tany ambanivohitr’Ankazobe tany .

    Kilasy faha-8  aho no nanomboka nanoratra, niato anefa izany noho ny antony maro, ny famakiana sy ny fankafizana ny tononkalon’i “Ny Hariaina” tanaty fesiboky ny taona 2011 indray no nahatonga ahy hiverina  hanoratra  , ka indro aho eto androany manoratra ho ahy, ho anareo, ho antsika, ho azy iny; dia misaotra sahady amin’ny fankafizana e.

     

    Faly miarahaba an'i RaAnRaMa, raha te hitafa amin'izao tovolahy izao ianao dia ity adiresy facebook-ny Rajo Mahery

    (taratasy fanoloran-tena natolotr'i Rajo Mahery teto amin'ny Instant Malagasy ny volana aprily 2014)

    « SarikaTARIGETRAKO »

  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :