• NY TOKY


    Tsy toy ny fahiny
    Fa nopotehin-doto
    Ny toky virijiny
    Niainan’ito foko,

    Vita ka nafoiny,
    Lasa tsy hiverina
    Na hitampody intsony
    Ny toky izay natelina…

    Indray mipika maso
    Ny hetraky ny ankaso
    Hamotika an-droky
    Hanary ilay toky

    RaAnRaMa
    22-04-2014

    « Ho anao malaheloRESY »

  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :