• Ny Sainam-pirenena malagasy

    Ny Sainam-pirenena malagasyNy Mena : lokon’ny tanimena fanao lalotr’irony rindrin’ela fahizany teto Imerina.

    Mena toy irony lambamena famonosana ny razan’ireo Andriana niamboho

    Mena koa anefa, toy ny ran’ombalahy reharehan’I Gasikara!

    Ny Fotsy  : fotsy toy ny vary foto-piveloman’ny Malagasy an’alin-kisa

    Ary fotsy toy ny lamba fisalotr’ireo andriambavilanitra teto Madagasikara fahizay.

     

    Ny Maitso: Lokon’ilay ravinala (arbre des voyageurs), ravinala izay hazo famantaran’ilay Gasikara maneran-tany, ary nohajaina manokana fa noheverina ho endriky fiaraha-miaina eo amin’ny zanak’olombelona sy ny natiora. Maitso toy irony tanimbary maitso mavana mitomandavana.

     

    Asandrato fa Masina I Gasikara

    fatsakan-kevitra: teto

    « TE...Kabary am-pandevenana (ohatra 1) »

  • Commentaires

    1
    tax
    Mardi 24 Mai 2016 à 08:49

    Miarahaba misy fanontaniana : mba iza no namorona ny sainam-pirenena malagasy?

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :