• Ny androngo

    • "Androngo nangataka ka ny mody no adiny"
    • "Androngo: tapaka vao mirebika"
    • "Androngo milanja lolo: be am-pitondrana fa kely am-pihinanana"
    • "Androngo an' asa: (amin' ny tany asaina) ka samy miaro ny rambony tsy ho tapaka"
    « Ny amalonaho faty tsy hisahiranana »

  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :