• NIRAVO

    NIRAVONy Andriambavilanitra, sakaizan'ny soratra, ny teatra ary mpankafy sy mpanondro-bidy ny riba sy ny hai-kanto malagasy eto amin'ny Instant Malagasy

    tsy iza izany fa i RANRIANANTOANINA Voahirana na koa fantatra amin'ny Solon'anarana hoe NIRAVO 

    Nanomboka nanoratra ny taona 2000ary niditra ho mpikambana tao amin'ny faribolana sandratra  

    Efa namoaka ny boky hoe "Afindrafindrao" niarahana tamin'i TIAVINA 

     

    Nandray anjara tamin'ny boky maro niarahana tamin' ny faribolana sandratra   Manoratra tononkalo, tantara antsehatra , miantsaAnisan'ny nanangana ny TROPY RANDRANA,mpikambana ao amin'ny fmtm , izay manao teatraMpilalao tantara  an'onjampeo: rdb, aceem, rnm..mpilalao teatra ihany koa. 

     

    Natolotra ny Instant Malagasy izao fampahafantaran-tena izao ny volana aprily 2014

    « NATAO HISAINANAANKAMANTATRA »

  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :