• Niaina Jacque Harï

    I NAMBININTSOA Avotriniaina H.J mpiangaly ny asa soratra toy ny tononkalo ary manana aingam-pamorononana manaitra sy mambabo ny fo avy hatrany. Teraka tamin'ny 12 aprily 1992 tao andranomadio Antsirabe ny tovolahy.

     

    Niaina Jacque Harï no hahalalan'ny maro azy amin'ny tontolon'ny seraserany sy ny fanoratana.

     

    Hizara ny aingam-panahiny eto amin'ny Instant Malagasy ihany koa ny tenany ka isika rehetra mpankafy no andrandrainy hanome hasina ny sorany. Raha te hitafa amin'i Avotriniaina H.J ao amin'ny Facebook ianao dia inty ny rohy ahafahanao manao izany. Niaina Jacque Harï

     

    Fanoloran-tena natolotra, narafitra ary napetraka teto amin'ny Instant Malagasy ny volana aprily 2014

    « Fomba fanisana malagasyNATAO HISAINANA »

  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :