• Mi'andry Berantoson

    "ny momba ahy"
     
    "ny momba ahy"
     
    Tovolahy teraka tamin'ny andro iray
    somary efa nanakaiky ny vanimpotoana mahamaivay
    tao HJRA Ampefiloha no nahaterahako
    ary Haja no natao anarako......
     
    Tsy mba nitondra ny anaran-dray
    Anarana hafakely nefa milay,
    Dia Hajaniaina Andriarilala,
    Efa fantatra hiaraha-mahalala.....
     
    Teo ho eo amin'ny efatra ora sy folo,
    no voatondro ho nilatsahako,
    tamin'ny 17 mey taona sivy folo,
    ny vaninandro nahaterahako
     
    Izay sy izay àry ny mombamomba an'i Mi'andry Berantoson raha te-hitafa aminy ianao dia ity ny takelaka facebookn'izany mpanoratra izany. Mi'andry Berantoson (taratasy fanoloran-tena nosoratan'i Mi'andry Berantoson ny 05 nov 2013)  
     
     
    « Ny fahanginakoNy Fitia? »

  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :