• Mi-A.V

    I  RAHANITRANIRINA Volatiana Eliane mpanoratra eto amin'ny Instant Malgache. no ten  Mi-A.V (MiAndryVola) no solon'anarany eo amin'ny kanto.

    Maro ny tara-kevitra mahaliana sy mahasarika ny aingam-pahaniny fa ny tena maro amin'izy ireny dia ny fitiavana, ny ranomaso,  ny alahelo

    ny zavakanto tiany ankotra ny tononkalo dia ny mihaino tantara, mihira sy ny sisa ihany koa.

    Manana tanjona ny tovovavy eo amin'ny sehatry ny kanto dia ny hamoaka boky.

    Raha te-hitafa amin'i Mi-A.V ianao dia inty ny rohy facebook-ny: Mi-A.V

     

    Mirary fahombiazana ho azy ny Instant Malgache

     

    « NOANA !LASA AHO »

  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :