• LUTORIMA

    LUTORIMA  Tsia, tsy anarana hafahafa fa anarana mpanoratra iray mandray anjara eto amin'y Instant Malagasy. LUTORIMA dia fanafohezana ny hoe LUca TOntolon'ny RIma MAlagasy

    Iza moa i LUTORIMA?

              anarany : RAZANAKOTO Hery Fanomezana Luca Juvet

              vanin'andro nahaterahana: 02/11/1985 tao Ivakaka Amparafaravola

    Mpanoratra ny tovolahy ary olon'ny serasera ihany koa. Raha te hitafa sy hahalala an'i LUTORIMA àry ianao dia ity ny adiresy facebook-ny. Lutorima

    « FONON-DREVOHO AFA-BELA VE? »

  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :