• Kabary am-pandevenana (ohatra 1)

    Tompokolahy sy tompokovavy

    Raha midona ny oran'Ankaratra, ny mana-katsaka aloha dia mamboly fa ny nilaoza-malala kosa misento. Mitsangana eto ny tenako, mitsangan-tsy zota fa noho ny teny tsy misy ifantenana. Tsy hafaliana tokoa mantsy no eto fa ranomaso, tsy sahoby fa fahoriana. Vahotra tokoa ny vava, mifandipatra ny lela, mivarahontsana ny lohalika kanefa manana adidy ratsy ka mandahatra tsy fidiny.

    « Ny Sainam-pirenena malagasyNY LEHILAHY »

  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :