• Ho an'Fo

    Ô ry foko kely!
    fo kely tia mirenireny
    anaty ala tsilo
    mitandrema sao maratra
    tehirizo tsara ao an-tratra
    zay fitia kely ananao angony ndrao
    any aorina any mbola hisy ilana izany
    ka eo enao vo serana ts afaka sy ferana
    fa efa lany anjara toa tsy sahy mizara
    fay fa de naratra
    fitia kely tsy omby tratra
    ka tsy afaka ankamamy
    ilay fitiavana vinany, fitiavana madio
    Ô ry foko kely !
    fo kely toa irery
    aza maika fona mbola ho avy ny fotoana
    hisy fona hankatia anao,
    izay johary nofinao, felana vaovao,
    marainam-pifaliana lavitra akiviana
    io ilay mamy sarobiby
    tantely lafo vidy
    ô ry foko kely
    fo kely tia mireny
    fo kely toa irery
    Eric Niaina

    « Fitokanana ny trano koltoraly malagasy50 taona ny FI.MPI.MA. »

  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :