• Haja Randriamahazonoro

    Tafahaona eto ny tia sy ny manina. Mpanoratra hafa indray ity tonga eto amin'ny Instant Malagasy ity, tsy izany fa i Haja Randriamahazonoro.

     

    teraka ny 6 jolay 1970, tsy "poeta" fa "mpanora-tsoratra",

     

    Tia manandratra ny hasin'ny tenin-drazana, ary entanin'ilay aingampanahy tsy voafetra, tsy mila fotoana, tsy mifidy loha-hevitra, fa izay tononkalo tianao soratany dia eo noho eo dia vita, tsy mila vakiraoka.

     

    Iisan'ny fialamboly ny manoratra hainteny, sombin-tantara, oham-pitenenana ary koa tononkalo

     

    Raha te hitafatafa sy hidinidinika amin'i Haja Randriamahazonoro àry ianao dia ity ny pejy facebook-ny Haja R.

    « HAMPIANOKA ANAOAndeha hotiaviko ianao... »

  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :