• Eric Niaina

    Alan Randria 

    Iza moa i Eric Niaina?

    RANDRIAMANALISON TOJO NIAINA ERIC WALTER NO ANARAKO TERAKA TAMIN’NY TAONA 1996 27 NOVEMBER TAO BEFELATANANA

     

    Raha ny taona no jerana dia mbola zaza tokoa aho nefa raha ny harentsaina mety azo lazaina hoe efa olon-dehibe ihany. Raha ny asa soratra indray dia efa hatraminy FAHA 8 taonako no nianarako ny ny asa soratra izaho rahateo moa notezaina tao anatiny asa soratra ka tsy sarotra tamiko no nandray sy nampiaina izany kanto izany tato anatiko. 

    (fanoloran-tena nosoratan'i eric Niaina. Mifandraisa amin'izany mpanoratra izany amin'ny alalan'ny Facebook amin'ny alalan'ity rohy ity. eric Niaina

     

    « Ny tononkalo tena lafatraSOMBRE »

  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :