• ...

    Italahoana ianao ry Tompo hitahy iny sombin’aiko

    Ny hasoavanao tsy miato hirotsaka amin’ilay lalaiko

    Tolory sandry hamaharana raha tojo ny marao

    Fa ny olon-tiany aty manankin’azy aminao

    ! ....................................................................................................................................

     

    Ry malalako any ho any !

    Zaho mivavaka ho anao

    Ny fitiavako tsy ho lany !

    Na sedra mafy …

    tsy handao,!

    AINGAM-PANAHY F.S

     

    « EMBONA LAVI-MALALANOFY…. »

  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :